|
|
|
|

Entrée1  sinibe manga roa
Mots élémentaires  2  siny, 3  be, 4  manga, 5  roa
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7  enti-milaza ny ray sy ny reny, na i dada sy neny, izay samy tiana ary tsy asiana tombo sy hala [1.1]
Vocabulaire  8  Rapports: famille

Mis à jour le 2025/10/11